# mandra-pahazavan'ny andro "mandra-paharain'ny andro" # hisy famaizana hiatra amintsika Toy ny hoe olona hisambotra azy ireo ny filazana ny famaizan'ny olona ireo efa-dahy. DH: "hanafay antsika ny olona" na "hisy olona hanafay antsika" # hilaza ny ankohonan'ny mpanjaka Eto ny teny hoe "ankohonana" dia manondro ny olona izay mipetraka ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. DH: "hilaza ny mpanjaka sy ny olony" # izay nitoeran'izy ireo DH: "izay nitoeran'ireo miaramila" # avy eo dia nolazaina tao amin'ny ankohonan'ny mpanjaka izany Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nolazain'ny olona tamin'ny mpanjaka sy ireo izay tao an-dapany izany"