# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Izao no nitranga taorian'ny nampandrenesan'ny Tompo an'ireo miaramilan'i Syria ilay feona tafika maro be manatona ny tobin'izy ireo. # ny takariva Izany dia ilazana ny hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro. # nandroba Eto dia ny "volafotsy sy ny volamena ary ny akanjo" no tena voakasik'izany.