# mpiady dimam-polo "mpiady 50" na "miaramila 50" # niangavy azy "nitalaho taminy" # ireto mpanomponao dimam-polo ireto Niteny ilay kapiteny fa mpanompon'i Elia ihany ireo mpanompony izay hanome azy voninahitra ireo. DH: "ireo miaramilako dimam-polo" (UDB) # aoka ho sarobidy eo imasonao ny aiko Ny andian-teny hoe "eo imasonao" dia ilazana izay fihevitr'i Elia. Niangavy an'i Elia ilay kapiteny mba hamela azy ireo ho velona. DH: "mba ataovy sarobidy aminao re ny aiko" na "hevero ho zava-dehibe aminao ny aiko ka aza vonoina izahay" # aoka ho sarobidy eo imasonao ny aiko Eto dia namerimberina ny fangatahany tamin'i Elia ilay kapiteny mba hanehoan'i Elia hatsaram-panahy aminy ka hamela azy ho velona. DH: "aoka re ianao mba ho tsara famahy amiko!" (UDB) na "avelao re aho mba ho velona"