# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mampatsiahy ireo mpino Korintiana ny amin'ny famantarana marina ny apostoly iray i Paoly, ary amin'ny fanetren-tenaeo anoloan'izy ireo mba hanamafy orina azy ireo. # Izaho dia lasa adala "manao ho toy ny adala aho" # anareo no nanery ahy amin'izany "Ianareo no nanery ahy hiteny toy izany" # fa izaho dia tokony noderainareo Azo adika hoe DH: "fiderana no tokony hatolotrareo ahy" # Fa izaho dia tsy ambany noho ireo Amin'ny fampiasana endrika tsy manaiky, i Paoly dia milaza mafy fa ireo Korintiana izay mihevitra fa ambany izy dia diso. DH: "fa izaho dia tsara" # Aposotoly ambony Apostoly ambony- Mampiasa eso-teny i Paoly eto ampisehoany fa tsy manan-danja noho izay efa nolazain'izy ireo izy ireo. DH: "ireo mpampianatra izay heverin'ny sasany ho mahay kokoa noho ny olona hafa" # Ireo famantarana marina ny maha Apostoly dia notanterahina Azo atao hoe DH: "Izany dia fambaran'ireo apostoly izay notanterahiko" # famantarana...famantarana Mampisa izany fiteny izany indroa i Paoly. # famantarana sy fahagagana ary asa mahery Ireo no "famantarana marina an'ireo apostoly" izay ataon'i Paoly "amin'ny fiaretana tanteraka." # Fa ahoana ianareo no tsy dia manan-danja noho ireo fiangonana sasany, ankoatry ny tsy maha vesatra ahy ho anareo? I Paoly dia manamafy fa diso ireo Korintianina manendrikendrika azy ny ho maniry ny hanao ratsy amin'zy ireo. Izany dia fanotanina tsy mila valiny izay afaka hadika ho fanmbarana. DH: "Nataoko toy izany koa ny fomba nitondrako ireo fiangonana, .... afa-tsy ianareo" # tsy maha vesatra ahy ho anareo? "tsy nangata-bola na zavatra hafa izay ilaiko taminareo aho" # MamelĂ  ahy noho izany fahadisoana izany! Maneso mba hahamenatra ireo Korintiana i Paoly. # izany fahadisoana izany! Tsy mangata-bola amin'izy ireo na zavatra hafa izay ilainy.