# voatendry ho mpisolon-tenan'i Kristy izahay Azo atao hoe DH: "Andriamanitra dia nanendry anay ho mpisolon-tenan'i Kristy" # mpisolon-tenan'i Kristy "Ireo izay miteny ho an'i Kristy" # Mihavàna amin'Andriamanitra Azo atao hoe DH: "Aoka Andriamanitra hampihavana anareo amin'ny tenany" # Nataony tonga sorona ho an'ny fahotantsika Kristy "Andriamanitra nanao an'i Kristy ho sorona ho an'ny fahotantsika" # fahotantsika... mba ho tonga...isika. Ny teny "antsika sy "isika" dia manondro ny mpino rehetra. # Izy ilay Iray izay tsy nanota mihitsy "Kristy ilay iray izay tsy mba nanota mihitsy" # Nataony izany... fahamarinan'Andriamanitra ao aminy isika "Nanao izany Andriamanitra ... ny fahamarinan'Andriamanitra ao amin'i Kristy" # mba ho tonga fahamarinan'Andriamanitra ao aminy isika Ny fehezanteny "ny fahamarinan'Andriamanitra" dia maneho ny fahamarinana izay takian'Andriamanitra sy avy amin'Andriamanitra. DH: "mba hahafahantsika manana ny fahamarinan'Andriamintra ao amintsika amin'ny alalan'i Kristy"