# raha very saina izahay... raha tonga saina tsara izahay Miresaka momba ny fihevitr'ireo hafa azy sy ireo mpiara-miasa aminy i Paoly. DH: "Raha misy olona mihevitra fa very saina izahay ... raha misy olona mihevitra fa salama saina izahay" # ny fitiavan'i Kristy Ireo mety ho dikany dia 1) "Ny fitiavantsika an'i Kristy" na 2) "Ny fitiavan'i Kristy antsika" # Maty Izy ho an'ny rehetra "maty ho an'ny olona rehetra" # fa ho Azy izay maty ary natsangana Eto ny teny hoe "azy" dia milaza an'i Kristy. DH: "Kristy, izay maty ary natsangan'Andriamanitra"