# raha mbola eto amin'ity trano-lay ity tokoa isika Resahin'i Paoly toy ny hoe "trano-lay" ny vatan'olombelona . # ity trano-lay ity tokoa isika, dia misento Ny teny hoe "trano-lay" dia manambara ny "fonenana any an-danitra izay hiterantsika." Ny teny hoe misento dia feo izay ataon'ny olona maniry mafy ny hahazo zavatra tsara. Jeeo ny fomba nandikanano izany ao amin'ny 5:1. # mavesatr'entana I Paoly dia manambara ny fahasoratana izay ianan'ny vatan'olombelona ho toy ny hoe zavatra mavesatra izany ka sarotra lanjaina. # Tsy te hitanjaka isika...te hitafy isika Resahin'i Paolly toy ny hoe fitafian ny vatana. Eto ny teny hoe "hitanjaka" dia entina ilazana ny fahafatesan'ny vatan'olombelona; ny hoe "hitafy" dia ilazana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty izay homen'Andriamanitra. # hitanjaka "tsy mitafy" na "miboridana" # mba ho atelin'ny fiainana izay mety maty Miresaka ny amin'ny fiainana toy ny hoe biby mihinana izay "mety maty" i Paoly. Ny vatan'olombelona izay ho faty dia ho soloina ny vatan'ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty izay ho velona mandrakizay. # mba ho atelin'ny fiainana izay mety maty Azo atao hoe DH: "mba hahafahan'ny fiainana mitelina izay mety maty" # izay nanome antsika ny Fanahy ho fanambarana izay ho avy Ny Fanahy dia resahina toy ny hoe fanonerana ampahany amin'ny fiainana mandrakizay. Jereo n fomba nandikanao izany ao amin'ny 1:21.