# izany famelana izany dia fitiavana anareo Azo adika hoe: "Izaho namela ny helokareo noho ianareo" # famelana izany dia fitiavana anareo Ireo mety ho dikany dia 1) "voavela tamin'ny fitiavako anareo ianareo" na 2) "voavela ho amin'ny tombontsoa anareo" # Satria izahay dia mahafantatra ireo drafiny DH: "fa isika mahalala ny fikasany tsara"