# Ho deraina anie ny Andriamanitra sy Rain'ny Tompontsika Jesosy Kristy Azo atao hoe DH: "Enga anie isika hidera an'Andriamanitra hatrany ary ilay Tompontsika Jesosy Kristy" # ny Andriamanitra sy Ray "Andriamanitra, ilay Raintsika" # Rain'ny famindram-po rehetra sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara hevitra mitovy amin'ny fomba roa samihafa. Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza an'Andriamanitra. # Rain'ny famindram-po rehetra sy Andriamanitry ny fampiononana rehetra Ireo mety ho dikany 1) ny teny hoe "famindram-po" sy "fampiononana rehetra" dia maneho ny toetran'ny "Ray" sy "Andriamanitra" na 2) ny teny hoe "Ray" na "Andriamanitra" dia maneho ilay iray izay loharanon'ny "famindram-po" sy "fampiononana rehetra." # mampionona antsika amin'ny fahoriantsika rehetra Eto dia tafiditra ao amin'ny hoe "isika" sy "antsika" ireo Korintiana.