# hampitahorana sy hampihorohoroana azy ireo Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny hamafin'ny hatezerana. D.H: "mampihorohoro tanteraka azy ireo." # iresaka momban'ilay Andriamanitr'i Jerosalema tahaka ny firesahan'izy ireo momba ireo andriamanitry ny olon'ny tany hafa D.H: "Noheson'izy ireo ny Andriamanitr'i Jerosalema tahaka ny naneson'izy ireo ireo andriamnitrin'ny olon-kafan'ny tany"