# Tsy nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy, D.H: "raha ny hevitr'i Yaveh." # nandeha tamin'ny lalan'ireo mpanjakan'Israely izy D.H: "nanota tahaka ireo mpanjakan'Israely teo anatrehany izy."