# Hirama Anaran'olona. # lovia famafazana Lovia izay fampiasa ao amin'ny tranon'Andriamanitra amin'ny famafazana ny alitara. # kapitaly boribory tahaka ny kapitaly- tapany ambonin'ny andrim- bato natsoina hoe kapitaly. D.H: "lovia miendrika sarony" na "lovia miendrika tapany ambony" # fitoeran'ny haingo Ity dia fanaingona sokitra na marika eo amin'ny tapany ambonin'ny andrim-bato.