# Rahalahy Eto izany dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. # Tamin'olona fa tsy tao am-po Na dia tsy nanatrika tao Tesalonika aza ny tenan'i Paoly, dia mifandray am-po amin'izy ireo izy. # Hahita ny tavanareo Eto ny hoe: "ny tavanareo" dia midika hoe ny olona iray manontolo. DH: "mba ahita anao" na "mba hiaraka aminao." # Izaho, Paoly, matetitetika Izaho, Paoly, niezaka matetitetika." # Fa inona moa ny fanantenanay ... amin'ny fihaviany? Paoly dia nampiasa io fanontaniana io mba hampaherezana ireo mpino ary mamaly izany amin'ny andininy manaraka. DH: "Ianao no fanantenanay ny ho avy, fifalianay, ary satro-boninahitra amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tomponay. # Fanantenanay ny ho avy ... Moa tsy ianao Amin'ny hoe: "fanantenana" Paoly dia milaza ny fahatokiana ananany fa Andriamanitra dia hanome valisoa azy noho ny asany. Ireo Kristiana Tesaloniana no anton'ny fanantenany. # Na fifaliana Ireo Tesaloniana no anton'ny fifaliany. # Satro-boninahitry ny fandresena Eto ny hoe "satro-boninahitra" dia manondro ny satro-boninahitra atolotra ny atleta mpandresy. Ny hoe "satro-boninahitry ny fandresena" dia hoe valisoa noho ny fandresena, na fanaovana tsara. # Moa tsy ianareo toy ireo sasany hafa koa ve? Izany fanontaniana izany dia afaka hadika toy ny fanambarana. DH: "ianao sy ireo mpino hafa izany."