# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia namaritra ny tenany ho mpanoratra ny taratasy ary niarahaba ireo fiangonana tany Tesalonika. # Paoly, Silasy, ary Timoty ho an'ny fiangonana Ny UDB dia manazava tsara fa i Paoly no nanoratra ity taratasy ity. # Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana Ny teny hoe: "fahasoavana" sy "fiadanana" dia entina ilazana ny olona izay maneho hatsaram-panahy sy mampiseho filaminana amin'olona. DH: "Andriamanitra anie ho tsara fanahy aminao ary hanome fiadanana ho anao." # Ho aminareo anie ny fiadanana Ny teny hoe: "nareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana.