# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manome andinindininy fampahafantarana ny mpanoratra mialohan'ny hanohizany ny tantara. # Ary niteny Davida hoe: "Tena ... maraina." Mila azon'ny mpamaky fa nilaza ireo teny ireo Davida talohan'ny nilazany hoe: "Apetaho ny sabatry ny olona tsirairay" ao amin'ny 25:12. # Ary niteny Davida Ny teny hoe "Ary" dia mampiseho fa nitsahatra ny fanoratana momba an'i Abigaila ny mpanoratra ary manomboka manoratra momba an'i Davida. # tsy nisy na inona na inona very izay rehetra azy Io dia azo atao hoe DH: "mbola any aminy avokoa izay rehetra azy" # Hanao toy izany amiko anie Andriamanitra, ry Davida Ny lahatsoratra Hebreo dia misy hoe "Hamely ny fahavalon'i Davida anie Andriamanitra," ary ny dikan-teny sasany dia manaraka izany. Na izany aza, ny vakin-tenin'ny UDB dia manaraka ny fomba Grika ao amin'ny Testamenta Taloha, tahaka ny ataon'ny dikan-teny vaovao sasany. # izay azy "ny olona rehetra izay azy" na "ireo izay ao amin'ny fianakaviany"