# Fa tsy ho hitan'ny tanan'i Saoly raiko ianao Eto ny "tanana'' dia ilazana an'i Saoly sy ny fahefany. DH: "Fa tsy hahita anao i Saoly raiko" na "Fa tsy ho afaka ny hanana fahefana aminao mihitsy i Saoly raiko"