# miady amin'i Keila "Keila" dia anaran-tanĂ na. eto ny hoe "Keila" dia manondro ireo olona izay monina ao. DH: "miadia amin'ny vahoakan'i Keila" # famoloana fanavahana ny voa, izay amin'ny ankapobeny dia avahana amin'ny zava-maniry fanaovana koba na vary amin'ny alalan'ny fitaovana mekanika