# Mitodiha ary vonoy ireo mpisorona ... Dia nitodika sy namely ireo mpisorona Eto ny hoe "mitodiha" dia midika hoe miala amin'ny mpanjaka. Adikao araka ny ao amin'ny 22:16. DH: "mandehana dia vonoy ireo mpisorona ... lasa ka namely" na "vonoy ireo mpisorona ... namely ny mpisorona" # nitodika sy namely ireo mpisorona i Doega ilay Edomita ... namono ... nanafihany ... Namono Ireo mety ho heviny dia 1) Doega tenany mihitsy no namono ireo mpisorona na 2) ny teny hoe "Doega" dia fibangoan-teny ilazana an'i Doega sy ireo lehilahy niaraka taminy. DH: "nitodika sy namely ireo mpisorona i Doega sy ny olony ... namono ... nanafihany ... Namono ... izy ireo" # olona dimy amby valopolo "olona 85" na "mpisorona 85" # Tamin'ny lelan-tsabatra "Tamin'ny sabatra" # nanafihany an'i Noba Eto ny hoe "nanafihany" dia midika hoe namono. DH: "namono olona maro tao amin'ny tanĂ nan'i Noba izy"