# Noraisin'i Davida am-po izany teny izany Eo ny hoe "noraisin'i ... am-po" dia ilazana ny fiheverana marina izay nambara. DH: "nihevitra marina momba izay nolazain'ireo mpanompo i Davida" # teo an-tanan'izy ireo Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona. DH: "teo anatrehan'izy ireo"