# Tsy i Davida, ilay mpanjakan'ny tany ve ity? Mety ho nanao filaza masaka izy ireo rehefa nilaza fa Davida no mpanjakan'ny tany. Nampiasain'izy ireo io fanontaniana io mba hilazana fa fahavalo mahery i Davida ary tsy tokony hamela azy hijanona eo i Akisa. DH: "Hainao fa i Davida io, izay lozabe tahaka ny mpanjakan'ny tany" # Tsy ity ve ilay nifampihirahiran'izy ireo tamin'ny dihy hoe: 'Saoly ... an'aliny'? Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Hainao fa rehefa nandihy ny vahoakan'ny tany, dia nifampihira momba azy izy ireo hoe: 'Saoly ... an'aliny."