# sy ny zatovolahy niaraka taminy Eto ny hoe "taminy" dia manondro an'i Jonatana. # notifiriny zana-tsipìka tao aoriany "Nitifitra zana-tsipìka tao aorian'ilay tovolahy i Jonatana" # Moa tsy ao aorianao ve ny zana-tsipìka? Ampiasain'i Jonatana io fanontaniana io mba ilazana fa lavitra an'ilay tovolahy ilay zana-tsipìka. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "Tokony ho fantatrao fa aorianao ilay zana-tsipìka" na "Aoriana lavitra anao ilay zana-tsipìka"