# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nandositra an'i Saoly i Davida. # Ary Ity teny ity dia ampisaina eto mba hampisehoana fa nanomboka nilaza fizarana vaovao amin'ny tantara ny mpanoratra. # Indro "Jereo" na "Mihainoa" na "Tandremo tsara izay ho lazaiko aminao" # nijoro ho lehiben'izy ireo Eto ny "loha" dia ilazana ny toerana na fahefana. DH: "nanao toy ny mpitarika azy ireo"