# eo imasonao ihany Eto ny hoe "imasonao" dia maneho ny hevitra izay mifototra amin'ny hitany. DH: "amin'ny fihevitrao manokana" # moa tsy natao ho lohan'ireo fokon'Israely ve ianao? Ampiasain'i Samoela io fanontaniana io mba hampatsiahivana an'i Saoly ny amin'ny halehiben'izay efa nomen'Andriamanitra azy. DH: "Nataon'i Yaveh mpanapaka ny fokon'Israely ianao!" # Nahoana ianao no tsy nankatoa ... Yaveh? Mametraka io fanontaniana io i Samoela mba hibedesana an'i Samoela nohon'ny tsy fankatoavana an'i Yaveh. DH: "Tokony nankatoa ... Yaveh ianao!" # ny feon'i Yaveh Eto ny "feo" dia ilazana ny didy izay nambaran'i Yaveh. DH: "ny zavatra izay nandidian'i Yaveh" # fa naka ireo babo kosa ianao Ampangain'i Samoela nohon'ny tsy fankatoavana mivantana i Saoly. Nandidy an'i Saoly mba hamotika tanteraka ny zavatra rehetra izay an'ny Amalekita, ary mba tsy hitondra na inona na inona hiverina any an-toby Yaveh. # ireo babo "ny fananana izay nalainareo tamin'ny fahavalo" # izay ratsy teo imason'i Yaveh Eto ny hoe "imaso" dia ilazana ny fihevitra na eritreritr'i Yaveh. DH: "izay raisin'i Yaveh ho ratsy"