# Ento aty ny fiaran'Andriamanitra Misy dikan-teny vitsivitsy no manao hoe "efoda" fa tsy "fiaran'Andriamanitra" eto. # tabataba "kotaba sy savorovoro" # Ahemory ny tananao Toa fomba fiteny izay midika hoe "Atsaharo ny ataonao" io. Tsy tian'i Saoly hanohy hampiasa ny fiara i Ahia mba hanontaniana ny torolalana avy amin'i Yaveh. DH: "Aza mitondra vata masina amin'izao fotoana izao"