# Nihanika tamin'ny tanany sy tongony i Jonatana Nataony izany satria nitsotsorika be teo. Azo atao mazava izany. DH: "Koa dia nihanika i Jonatana, nampiasa ny tanany sy ny tongony satria nitsotsorika be izany" # Novonoina teo anoloan'i Jonatana ireo Filistina Io dia azo atao hoe DH: "Novonoin'i Jonatana ireo Filistina" # ary ny mpitondra ny fiadiany namono ny sasany tao aoriany "nanaraka azy ny mpitondra ny fiadian'i Jonatana ary nahafaty miaramila Filistina koa"