# Inona ny nataonao Tsy tena nametraka fanontaniana i Saoly, fa nibedy an'i Saoly. Nitady ny hiaro-tena tamin'ny nataony Saoly na dia tsy nety aza ireo. # Mikmasy Anaran-toerana ny hoe Mikmasy. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:1.