# fivontosana Ireo mety hoe heviny dia 1) fivontosana anaty hoditra mangirifiry na 2) hemoroida (fipotsahan'ny tsinaim-body). Adikao araka ny ao amin'ny 5:6. # totozy Adikao araka ny ao amin'ny 6:3 io. # tanàna mimanda Ireo dia tanàna misy manda avo manodidina azy ,mba hiarovana ny olona ao anatiny amin'ny fanafihan'ny fahavalony. # Ilay vato lehibe ... mitoetra ho vavolombelona Toy ny hoe olona afaka mahita no firesaka ny vato. DH: "Ilay vato lehibe ... dia mbola ao, ary tsaroan'ny olona izay niseho teo amin'izany" # Josoa anaran-dehilahy # Beti-semesita Izany no iantsoana ny olona avy ao Beti-Semesy. DH: "avy any Beti-Semesy" # mandrak'androany hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity