# nianjera niankohoka ... Dagona Tokony ho azon'ny mpamaky fa Yaveh no nampianjera an'i Dagona. # Ny lohan'i Dagona sy ny tanany roa dia tapaka Toy ny hoe miaramila izay nandresy ny fahavalony ary nanapaka ny tongotra sy ny tanany i Yaveh. # Noho izany, no antony ... na mandrak'ankehitriny aza Hanome fampahafantarana fototra izay ivelan'ny tantara ny mpanoratra. # na mandrak'ankehitriny aza Eto ny hoe "ankehitriny" dia midika hoe hatramin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.