# teny nolazainy taminao "ny hafatra nomen'i Yaveh" # Hanao izany aminao anie Andriamanitra, ary mihoatra noho izany aza Fomba fiteny ho fanindriana ny amin'ny fahamatoran'i Ely io. DH: "Hanafay anao araka ny nolazainy hamaizana ahy anie Andriamanitra, ary mihoatra aza"