# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Ely ilay lehilahin'Andriamanitra. # Nahoana ary, ianao no maniratsira ireo sorona sy fanatitro ... fonenako? Fibedesana io fanontaniana fampisainana io. Azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra io. DH: "Tsy tokony hanao tsinontsinona ny soroko ianao ... fonenako." # ny toerana fonenako? "ny toerana izay hanateran'ny olona fanatitra ho Ahy" # fanatavezana ny tenanareo amin'ny tsara indrindra avy amin'ny fanatitra rehetran'ny Ny ampahany tsara indrindra amin'ilay fanatitra dia tokony ho dorana ho fanatitra ho an'i Yaveh, kanefa nohanin'ireo mpisorona. # sy ny ankohonan'ny ny razambenao Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay monina ao amin'ilay trano. Adikao araka ny ao amin'ny 2:27. DH: "ny fianakavian'ny razanao" # handeha eo anatrehako Io dia fomba fiteny izay midika hoe "miaina amin'ny fankatoavana Ahy." # Sanatria Amiko ny hanao izany "Tsy havelako hanompo Ahy mandrakizay tokoa ny fianakavianao" # izay manao tsinontsinona Ahy kosa no ho tsinontsinoaviko Ny teny hoe "tsinotsinoaviko" dia fanalefahan-teny fanesoana ilazana ny hoe "hamavoina tokoa." Io dia azo atao hoe DH: "ho tsinontsinoaviko ireo izay manao tsinontsinona Ahy" na "Hamavoiko tokoa ireo izay manamavo Ahy"