# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana. # tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika Io dia fomba iray hafa ilazana fa mahery sy mahatoky Andriamanitra. # vatolampy Izany dia vato lehibe ampy hiafenana na hijoroana mba ho ambonin'ireo fahavalo.