# efaha Ny efaha iray dia zavatra maina 22 litatra. # tavoahangy Tao anaty tavoahangy vita amin'ny hodi-biby, fa tsy tavoahangy vera no nitehirizana ny divay.