# Io lehilahy io Ny hoe "Io lehilahy io" dia manondro an'i Elkana. # Yaveh Io no anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny olona ao amin'ny Testamenta Taloha. Mahakasika ny fomba tokony handikana izany dia jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh. # Ely, Ofnia sy Finehasa Anaran-dehilahy ireo.