# Ramataima Anarana vohitra kely izay mety ho valo kilometatra avaratra-andrefan'i Jerosalema io. # Zefotita Izany no anaran'ny vondron'olona izay avy amin'ny taranak'i Zofa. # Elkana ... Jeroama ... Eliho ... Toho ... Zofa Anaran-dehilahy ireo. # Penina Anaram-behivavy io.