# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny I Petera dia manome torolalana manokana ho an'ireo lehilahy tanora ary avy eo manohy ny fampianarany amin'ireo mpino rehetra. # Tahaka izany koa Izany dia miverina milaza ny fomba nanekena ireo loholona ho lehiben'ny mpiandry ondry. # Ianareo rehetra Izany dia milaza an'ireo mpino rehetra, fa tsy lehilahy tanora fotsiny # tafio fanetren-tena ny tenanareo I Paoly dia miresaka momba ny fananana toetra tsara ny fanetren-tena tahaka ny fametrahana akanjo fitondra. DH: "manetre-tena eo amin'ny tsirairay" na "miasa amin'ny fanetren-tena" # ambanin'ny tana-maherin'Andriamanitra Eto ny teny hoe "Tanana" dia milaza ny herin'Andriamanitra mba hamonjena ny manetri-tena ary manasazy ny mpirehareha. DH: "ambanin'ny herin'Andriamanitra lehibe" na "anatrehan'Andriamanitra, tonga saina fa manana hery lehibe izy" # Apetraho eo aminy ny fanahianareo rehetra I Paoly dia miresaka momba ny fanahiana tahaka ny hoe zavatra mavesatra izay apetrakin'ny olona iray eo amin'Andriamanitra, fa tsy mitondra izany, DH: "minoa azy amin'izay rehetra mampahory anareo" na "aoka izy hikarakara ny zavatra rehetra izay manahirana anareo"