# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny I Petera dia miresaka manokana an'ireo lehilahy izay loholona. # mpikambana ao amin'ny "iray izay mizara ao amin'ny" na "iray mandray anjara amin'ny" # ny voninahitra izay efa haseho Izany dia manambara ny momban'ny fiavian'i Kristy fanindroany. DH: "ny voninahitr'i Kristy izay hambaran'Andriamanitra" # andraso ny ondrin' Andriamanitra I Petera dia miresaka ny momba ireo mpino toy ny andian'ondry sy ireo loholona toy ny mpiandry izay mikarakara azy ireo. # Araho maso izy ireny "karakarao izy ireo" # Aza manjakazaka amin'ny olona...Fa kosa, aoka ho fitaratra Ireo loholona dia tokony hitarika mba ho fitaratra sy tsy handray andraikitra eo amin'ny olona tahaka ny Tompo masiaka manoloana ireo mpanompony. # Ary rehefa miseho ilay Lohan'ny mpiandry ondry I Petera dia miresaka momba an'i Jesosy tahaka ny hoe izy no mpiandry ondry izay manana ny fahefana eo amin'ireo mpiandry ondry rehetra. "Rehefa i Jesosy, ny lehiben'ny mpiandry ondry, miseho" na "rehefa manambara an'Andriamanitra i Jesosy, ilay lehiben'ny mpiandry ondry" # hahazo satro-boninahitra tsy mety simba ianareo Eto ny teny hoe "satro-boninahitra" dia maneho ny valisoa. Ny teny hoe: "tsy mety simba" dia midika fa mandrakizay izany. DH: "ny loka be voninahitra izay maharitra mandrakizay" # Ny voninahitra Be voninahitra