# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'ireo vehivavy manam-bady i Petera. # aoka izany ho tanteraka Ny teny hoe "izany" dia maneho ny faneken'ireo vehivavy sy ny fitondran-tenan'izy ireo manoloana ny vadin'izy ireo. # izay ao am-pon'ny olona Eto ny teny hoe "ao am-pon'ny olona" sy ny "fo" dia ilazana ny toetra anatin'ny olona. DH: "ny tena maha-ianao anao any anaty" # ny fanahy tsara sy mangina "toetra tsara sady tony." Eto ny teny hoe "mangina" dia midika hoe "tony." Ny teny hoe "fanahy" dia ilazana ny toetra na fihetsiky ny olona. # izay sarobidy eo anatrehan'Andriamanitra Ny hevitr'Andriamanitra momba ny olona iray dia ataon'i Jakoba toy ny hoe mijoro mivantana eo anoloany io olona io. DH: "izay raisin'Andriamanitra ho sarobidy"