# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Petera manomboka miresaka manokana ny mpino izay mpanompo ao amin'ny tranon'ny olona. # ny tsara sy ho tompo tsara fanahy Eto ny teny "tsara" sy "tsara fanahy" dia mitovy dikan-teny ary manamafy fa toy ireo tompo izay mitondra ireo mpanompony am-pahatsorana. DH: "tompo tena tsara fanahy" # mendri-piderana izany "izay mendrika ho deraina" na "izay mahafaly an'Andriamanitra" # miaritra fanaintainana ... noho ny fanantenany an'Andriamanitra Mety ho dikany 1)fa izany olona izany dia manaiky ny mijaly satria izy mahafantatra, izy mankatoa an'Andriamanitra na 2) fa izany olona izany dia afaka miaritra fanasaziana tsy marina satria izy mahafantatra fa Andriamanitra mahafantatra izay nijaliany. # Fa ohatrinona ny vola raha ... mandritry ny fanasaziana anao avy eo? Petera mametraka izany fanontaniana izany mba hanamafy fa tsy misy mendri-piderana momba ny fijaliana ny amin'ny fanaovana ratsy. DH: "Fa tsy misy trosa ... raha nosaziana" # miaritra mandritry ny fanasaziana Afaka adika hoe. DH: "mijaly ianareo raha misy olona manasazy anareo"