# Fotoana vitsy taty aoriana Ity andian-teny ity dia manamarika ny fiatombohan'ny ampahan'ny tantara vaovao ary maneho fa ireo tranga ireo dia nitranga farany, fa tsy Nabota no tompon'ny tanim-boaloboka farany. Raha misy fomba hanamarihana fanombohan'ny ampahan'ny tantara vaovao fiteninao, dia azonao ampiasaina izany eto. D.H: "Ankehitriny dia izany no nitranga" # Nabota ilay Jezirelita Izany dia anaran-dehilahy avy any Jezirela. # mpanjakan'i Samaria. "Samaria" dia renivohitry ny tanĂ na ao amin'ny fanjakan'Israely ary eto dia maneho ny firenena manontolo. D.H: "mpanjakan'Israely"