# nosaronany tamin'ny lambany ny tavany, "nosaromany tamin'ny lambany ny tavany" Ny lamba dia akanjo lava iray, karazana akanjo izay manarona ny vatana manontolo. # ry nisy feo tonga taminy "Ary dia nahare feo izy" # Inona no ataonao eto ... ary mikasa ny hifofo ny aiko koa izy ireo Yaveh dia mametraka ny fanontaniany hibedesana an'i Elia ary hampahatsiahivana azy amin'ny asany. D.H: "Izany dia tsy tokony amin'izay misy anao, ry Elia" # izaho dia izaho irery, no sisa tavela Eto ny teny "izaho" dia niverimberina ho fanamafisana.