# fa injany ny feon'ny oram-be "izany dia maneno tahaka oram-be milatsaka" # niondrika teo amin'ny tany izy, ary nametraka ny tavany teo anelanelan'ny lohaliny. Ity dia mamaritra ny fihetsika nampiasaina amin'ny fivavahana.