# hitan'ilay zanany ny lalana Ny fampahalalana tsy eo dia hoe nilaza izay lalan'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ny rain'izy ireo ihany koa ireo zanany lahy. # Asio lasely Midika izany hoe mametraka seza eo an-damosin'ny biby mba ahafahan'ny olona mitaingina izany.