# niantso azy Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Jeroboama. # mavesatra ny zioganay Ny zioga mavesatra dia sarinteny hilazana ny asa tena sarotra sy ireo izay takiana. DH: "nampijaly anay" na "nanery anay hiasa mafy" (UDB)