# Fampahafantarana amin’ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Jeroboama izay nolazain'i Yaveh i Ahia. # Haka anao Aho Eto ny teny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh ary ny teny hoe "anao" dia manondro an'i Jeroboama. # izay marina eo imasoko Ny teny hoe "maso" eto dia sarinteny hilazana ny hevitry ny olona. Izany dia fomba fiteny iraisana. Jereo ny fomba nandikanao izany andianteny izany tao amin'ny 11:31. # hanangana trano azo antoka ho anao Ny andianteny hoe "hanangana trano" dia sarinteny hilazana ny fametrahana ireo taranaka nanomboka tamin'izany fotoana izany. DH: "nametraka ny fanjakana maharitra ho anao"