# Nataon'ny mpanjaka Tena tsara raha afaka adika izany mba ahafahan'ny mpamaky mahafantara fa nisy olon-kafa nanampy an'i Solomona nanao izany. DH: "Nasain'ny mpanjaka nanao izany ny olona" # hazo almoga karazana hazo, mety ho ilay misy hanitra mahafinaritra # na hita intsony D.H: "tsy nisy olona nahita tahaka izany habetsahana izany intsony" # mandraka androany Izany dia midika hoe tamin'ny andro izay nanoratan'ny mpanoratra izany.