# efapolo bata Ny bata iray dia marim-pandrefesana mitovy manodidina ny 22 litatra eo. D.H: "manodidina ny 88 litatra" na "manodidina ny 90 litatra." # efatra hakiho Ny hakio iray dia 46 santimetatra. D.H: "manodidina ny 1.8 metatra eo" # teo amin'ny sisiny antsinanana ny koveta, manatrika any atsimon'ny tempoly. "teo atsimo atisananan'ny zoron'ny tempoly"