# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra dia manoratra momba ny firafitrin'ny efitrano amin'ny tsangam-bato. # nifanila karazana andry, mitovy halavana amin'ilay andry hafa. # dimampolo hakiho ... telopolo hakiho Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. D.H: "23 metatra ... 13,8 metatra" # lavarangana faritra iray amin'ny trano vita amin'ny andry sy ny tafo izay hapetraka sy ampifandraisana amin'ny varavaran'ny fidiran'ny trano.