# ny trano Eto ny "trano" dia manondro ny tranon'Andriamanitra, ny tempoly. # Vato voapaika Ny toeram-pitrandrahana dia famakian'ny olona ireo vato eny an-tendrombohitra ary anefena izany amin'ireo fitaovana mba hampalama izany. Aorian'ny fanomanan'izy ireo ny vato any amin'ny toeram-pitrandrahana, dia entin'izy ireo any amin'ny tempoly izany. # rihana voalohany ... eo afovoany ... ihana faharoa Eto dia ireo fitambaran'ny rihana telo. Ny fiteny sasany manao ireo hoe "rihana farany ambany" "rihana voalohany ary "rihana faharoa"