# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Hirama mpanjaka namaly an'i Solomona. # ny tenin'i Solomona "inona no nolazain'i Solomona" # Hoderaina anie Yaveh anio, D.H: "hidera an'i Yaveh aho anio" # kypreso Kypreso dia anisan'ireo karazan-kazo hafa sarobidy izay hampiasaina amin'ny fananganana ny tempoly.