# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny lisitr'ireo manam-pahefan'i Solomona sy ireo faritra izay sahanin'izy ireo dia mitohy. # Simey ... Ela ... Gabera ... Ory ... Sihona ... Oga anaran-dehilahy # Benjamina tanim-poko nomena anarana ho an'ny zanak'Israely # Gileada ... Basana anarana anjaran-tany # tanĂ nan'i Sihona "ny tany izay an'i Sihona tamin'ny taona fohy." # Amorita anarana vondron'olona # tao amin'ny tany Eto ny "tany" dia maneho ny tanin'i Joda; ireo manam-pahefana teo aloha dia filoha teo amin'ny karazam-paritr'Israely.